18 Rehefa naheno an’izany izy ireo, dia tsy nanohitra intsony.* Nanome voninahitra an’Andriamanitra kosa izy ireo, ka niteny hoe: “Hay ve ka tian’Andriamanitra hibebaka koa ny hafa firenena mba hahazoan’izy ireo fiainana e!”+
28 Aoka àry ho fantatrareo fa hambara any amin’ny hafa firenena izany famonjena avy amin’Andriamanitra izany.+ Azo antoka fa hihaino ny fitoriana momba an’izany izy ireny.”+