Daniela 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tao an-dapan’i* Sosana,*+ any amin’ny faritanin’i Elama+ aho, tamin’izaho nahita an’ilay fahitana. Dia nijery an’ilay fahitana aho, ary teo amoron’ny reniranon’i Olay aho tamin’izay.
2 Tao an-dapan’i* Sosana,*+ any amin’ny faritanin’i Elama+ aho, tamin’izaho nahita an’ilay fahitana. Dia nijery an’ilay fahitana aho, ary teo amoron’ny reniranon’i Olay aho tamin’izay.