8 Rehefa nolazaina tamin’ny vahoaka ny didin’ny mpanjaka sy ny lalàny, dia be dia be ny tovovavy nangonina tao an-dapan’i Sosana. Anisan’ireo vehivavy nentina tao amin’ny tranon’ny mpanjaka ireo koa i Estera. I Hegay,+ mpiambina ny vehivavy, no niandraikitra azy ireo.