FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Jehovah ô! Miangavy anao re mba hihaino tsara ny vavaka ataon’ity mpanomponao e! Mba henoy koa ny vavak’ireo mpanomponao izay faly erỳ manaja* ny anaranao. Ataovy mahomby re izay ataon’ny mpanomponao androany e, dia mba ataovy miantra ahy ny mpanjaka.”+

      Mpandroso zava-pisotron’ny mpanjaka aho tamin’izany.+

  • Nehemia 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Samy tsy nisy nihinana ny anjara sakafo tokony ho an’ny governora+ koa izaho sy ny rahalahiko, nandritra ny 12 taona, izany hoe nanomboka tamin’ny andro nanendren’ny mpanjaka ahy ho governoran’izy ireo+ teto amin’ny tanin’i Joda, tamin’ny taona faha-20,+ ka hatramin’ny taona faha-32+ nanjakan’i Artaksersesy Mpanjaka.+

  • Nehemia 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ireto avy no nanisy tombo-kase an’izany:+

      I Nehemia Governora* zanak’i Hakalia,

      Zedekia,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara