Isaia 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa hiaro an’ity* tendrombohitra ity ny tanan’i Jehovah.+Dia hohitsakitsahina ao amin’ny taniny ihany i Moaba,+Hoatran’ny mololo hitsakitsahina ao anaty zezika.
10 Fa hiaro an’ity* tendrombohitra ity ny tanan’i Jehovah.+Dia hohitsakitsahina ao amin’ny taniny ihany i Moaba,+Hoatran’ny mololo hitsakitsahina ao anaty zezika.