-
Salamo 132:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “Ity no toerana honenako mandrakizay;
Eto aho no hipetraka,+ satria izany no faniriako.
-
-
Isaia 12:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Mihorakoraha sy mihobia, ry mponin’i Ziona,
Fa lehibe Ilay Masin’ny Israely eo anivonareo.”
-