-
Jeremia 51:27, 28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 “Manangàna famantarana* ao amin’ilay tany!+
Tsofy any amin’ireo firenena ny anjombona.
Tendreo* ireo firenena hanafika azy.
Antsoy hamely azy ny fanjakan’i Ararata+ sy Miny ary Askenaza.+
Manendre manamboninahitra hiantso olona ho miaramila hiady aminy.
Asaivo miakatra toy ny andiana kijeja ireo soavaly.
-