-
Isaia 13:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Manangàna tsato-kazo famantarana+ eo amin’ny tendrombohitra mangadihady.
Antsoy izy ireo, dia kopahy tanana,
Mba hiditra eo amin’ny fidiran’ny olona ambony.
-