Jeremia 50:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa hiantso firenena lehibe maromaro avy any avaratra+ ahoMba hanafika an’i Babylona. Hilahatra hiady aminy izy ireny,Ka avy any no hahazoany azy. Ny zana-tsipìkan’izy ireny, dia toy ny an’ny miaramilaIzay mahatonga ny ray aman-dreny hamoy ny zanany.+Tsy miverim-potsiny izy ireny. Jeremia 51:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tendreo* hanafika azy, ireo firenena,Izany hoe ireo mpanjakan’i Media,+ ny governorany, ny solontenam-panjakana rehetra ao aminy,Ary ny tany rehetra anjakan’izy ireo.
9 Fa hiantso firenena lehibe maromaro avy any avaratra+ ahoMba hanafika an’i Babylona. Hilahatra hiady aminy izy ireny,Ka avy any no hahazoany azy. Ny zana-tsipìkan’izy ireny, dia toy ny an’ny miaramilaIzay mahatonga ny ray aman-dreny hamoy ny zanany.+Tsy miverim-potsiny izy ireny.
28 Tendreo* hanafika azy, ireo firenena,Izany hoe ireo mpanjakan’i Media,+ ny governorany, ny solontenam-panjakana rehetra ao aminy,Ary ny tany rehetra anjakan’izy ireo.