Salamo 137:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+Ho sambatra ilay hampijaly anaoHoatran’ny nampijalianao anay.+ Jeremia 51:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ho lasa vato mivangongo+ i BabylonaAry ho fonenan’ny alikadia.+Hihorohoro sy hisioka haneso ny olonaMahita azy tsy misy mponina.+ Apokalypsy 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+Ho sambatra ilay hampijaly anaoHoatran’ny nampijalianao anay.+
37 Ho lasa vato mivangongo+ i BabylonaAry ho fonenan’ny alikadia.+Hihorohoro sy hisioka haneso ny olonaMahita azy tsy misy mponina.+