FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 50:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Antsoy hamely an’i Babylona ny mpandefa zana-tsipìka,

      Dia izay rehetra manomana* tsipìka.+

      Mitobia manodidina azy, ary aza avela hisy handositra.

      Valio araka ny nataony izy.+

      Hoatr’izay nataony ihany atao aminy.+

      Fa nirehareha nanohitra an’i Jehovah izy,

      Nanohitra an’Ilay Masin’ny Israely.+

  • Daniela 5:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Tsy mba nanetry tena anefa ianao tao am-ponao, ry Belsazara zanany lahy, na dia fantatrao aza izany rehetra izany. 23 Nanandra-tena hanohitra ny Tompon’ny lanitra kosa ianao,+ ary nasainao nentina teto anatrehanao ireo kaopy tao an-tranony.+ Dia nisotro divay tamin’ireny ianao sy ny olona ambony, ary ny vadikelinao sy ny vadinao hafa, sady nidera an’ireo andriamanitra volafotsy sy volamena sy varahina sy vy sy hazo ary vato. Tsy mahita na maheno na mahalala na inona na inona anefa ireny.+ Tsy mba nomenao voninahitra kosa ilay Andriamanitra tompon’ny ainao+ sy manana fahefana amin’izay rehetra ataonao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara