FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Avy eo dia nandefa solifara sy afo i Jehovah, ka nalatsany toy ny orana teo amin’i Sodoma sy Gomora ilay izy. Avy tamin’i Jehovah avy any an-danitra izany.+ 25 Dia noravany ireo tanàna ireo, izany hoe ny faritr’i Jordana manontolo. Naripany koa ny mponina rehetra tao amin’ireo tanàna ireo sy ny zavamaniry tao.+

  • Jeremia 50:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 “Toy ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora+ ary ireo tanàna manodidina azy”,+ hoy i Jehovah, “no hanjo an’i Babylona. Tsy hisy hipetraka intsony ao, ary tsy hisy olona hanorim-ponenana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara