Isaia 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia ho rava hoatran’ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora i Babylona,+Ilay fanjakana be voninahitra indrindra,*+Dia ilay tanàna tsara tarehy sy mampirehareha ny Kaldeanina.+
19 Dia ho rava hoatran’ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora i Babylona,+Ilay fanjakana be voninahitra indrindra,*+Dia ilay tanàna tsara tarehy sy mampirehareha ny Kaldeanina.+