-
Salamo 33:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ny fikasan’i Jehovah kosa maharitra mandrakizay;+
Tsy miova ny hevitra ao am-pony, na dia hatramin’ny taranaka fara aman-dimby aza.
-
-
Ohabolana 21:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Tsy misy fahendrena na fahaiza-mandinika na torohevitra mahatohitra an’i Jehovah.+
-