-
Nomery 21:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Fa nisy afo avy tao Hesbona, nisy lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona,
Ka nandevona an’i Aran’i Moaba, dia ny tompon’ny toerana avo any Arnona.
-
-
Deoteronomia 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoy i Jehovah tamiko avy eo: ‘Aza mila vaniny na miady amin’ny Moabita, fa tsy hisy homeko ho anareo ny taniny. Efa nomeko ho an’ny taranak’i Lota+ mantsy i Ara.
-