-
Josoa 13:15-17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia nomen’i Mosesy lova ny fokon’ny Robenita, araka ny fianakaviany avy, 16 ka ny faritry ny tanin’izy ireo dia nanomboka tany Aroera eo amin’ny sisin’ny Lohasahan’i* Arnona, sy ilay tanàna eo afovoan’io lohasaha io, sy ny lembalemba manontolo akaikin’i Medeba; 17 Hesbona sy ny tanànany rehetra+ eny amin’ilay lembalemba, Dibona, Bamota-bala, Beti-bala-meona,+
-