-
Jeremia 48:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Misy feo mitaraina ao Horonaima,+
Dia feona fandringanana sy fandravana be.
-
-
Jeremia 48:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Sady miakatra mankany Lohita izy ireo no mitomany.
Eny amin’ny lalana midina avy any Horonaima izy ireo no maheno olona mitaraindraina noho ilay loza.+
-