FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mitaraina aho ato am-poko noho ny amin’i Moaba.

      Tonga hatrany Zoara+ sy Egleta-selisia+ ny olona nandositra avy any Moaba.

      Samy mitomany izy ireo miakatra ny fiakarana any Lohita,

      Ary mitaraindraina eny an-dalana mankany Horonaima, noho ilay loza mitranga.+

  • Jeremia 48:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 “‘Misy mitaraina any Hesbona+ ka re hatrany Elale.+

      Manandratra ny feony izy ireo ka heno hatrany Jahaza.+

      Ary ny antsoantso any Zoara re hatrany Horonaima+ sy Egleta-selisia.

      Na ny ranon’i Nimrima aza ho ritra tanteraka.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara