-
Jeremia 48:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Tsy midera an’i Moaba intsony izy ireo.
Any Hesbona+ izy ireo no manao tetika handavoana azy, ka milaza hoe:
‘Andao hofoanantsika tsy ho firenena intsony izy!’
Tokony hangina koa ianao, ry Madmena ô,
Fa manenjika anao ny sabatra!
3 Misy feo mitaraina ao Horonaima,+
Dia feona fandringanana sy fandravana be.
-