- 
	                        
            
            Jeremia 48:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        Tonga hatrany ampitan’ny ranomasina ny sampanao midoroboka. Tonga hatrany an-dranomasina, hatrany Jazera, izany. Nanaovan’ny mpandrava bemidina Ny voankazonao masaka fahavaratra sy ny voaloboka notazanao.+ 
 
-