FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 16:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Malazo ny voly eny amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Hesbona.+

      Malazo koa ny voalobok’i Sibma.+

      Nohitsakitsahin’ny mpitondran’ireo firenena ny sampany mena midorehitra.*

      Tonga hatrany Jazera ireny sampany ireny,+

      Ary nisandrahaka hatrany an-tany efitra.

      Nandrobona ny tsimok’ireny, ka tonga hatrany amin’ny ranomasina.

       9 Hitomany noho ny voalobok’i Sibma àry aho, hoatran’ny itomaniako an’i Jazera.

      Hataoko kotsan’ny ranomasoko ianareo, ry Hesbona sy Elale,+

      Satria tsy mihorakoraka intsony ny mpioty voankazo masaka fahavaratra sy ny mpijinja.*

  • Jeremia 48:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hidiran’ny mpandrava ny tanàna rehetra,

      Ka tsy hisy tanàna ho afa-miala.+

      Ho potika ny lohasaha*

      Ary ho simba ny tany lemaka,* araka ny efa nolazain’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara