Isaia 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Indray alina izay, dia voaroba i Aran’i+ Moaba,Ka nangina. Indray alina izay koa, dia voaroba i Kiran’i+ Moaba,Ka nangina.
15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Indray alina izay, dia voaroba i Aran’i+ Moaba,Ka nangina. Indray alina izay koa, dia voaroba i Kiran’i+ Moaba,Ka nangina.