Deoteronomia 28:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hanana fofombady ianao, saingy hisy lehilahy hanolana azy. Hanamboatra trano ianao, nefa tsy hipetraka ao,+ ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisantatra ny vokatra.+ Hosea 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa rivotra no afafiny,Ka tadio no hojinjainy.+ Tsy mamoa ny varimbazaha na dia maniry aza.+Ary na mamoa aza dia tsy ahazoana lafarinina, Ary na ahazoana lafarinina aza, dia ny hafa firenena* no hihinana azy.+
30 Hanana fofombady ianao, saingy hisy lehilahy hanolana azy. Hanamboatra trano ianao, nefa tsy hipetraka ao,+ ary hamboly voaloboka, nefa tsy hisantatra ny vokatra.+
7 Fa rivotra no afafiny,Ka tadio no hojinjainy.+ Tsy mamoa ny varimbazaha na dia maniry aza.+Ary na mamoa aza dia tsy ahazoana lafarinina, Ary na ahazoana lafarinina aza, dia ny hafa firenena* no hihinana azy.+