FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ireto izaho sy ireo zaza nomen’i Jehovah ahy!+ Famantarana+ sy fahagagana eo amin’ny Israely izahay, famantarana sy fahagagana avy amin’i Jehovah Tompon’ny tafika izay mipetraka eo amin’ny Tendrombohitra Ziona.

  • Isaia 24:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ho afa-baraka ny volana fenomanana,

      Ary ho menatra ny masoandro mamirapiratra,+

      Satria lasa Mpanjaka+ eny amin’ny Tendrombohitra Ziona+ sy any Jerosalema i Jehovah Tompon’ny tafika,

      Sady lasa be voninahitra eo anatrehan’ny anti-panahin’ny vahoakany.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara