FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 132:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa efa nifidy an’i Ziona i Jehovah;+

      Te hipetraka ao izy,+ ka niteny hoe:

  • Isaia 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mihorakoraha sy mihobia, ry mponin’i Ziona,

      Fa lehibe Ilay Masin’ny Israely eo anivonareo.”

  • Joela 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo izay mipetraka ao Ziona, tendrombohitro masina.+

      Ho lasa toerana masina i Jerosalema,+

      Ka tsy hisy vahiny* handalo ao intsony.+

  • Mika 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hataoko misy sisa tavela amin’ilay vahoaka nandringa,+

      Ary hataoko lasa firenena matanjaka ilay nalefa tany amin’ny toerana lavitra.+

      Dia hanjaka eo amin’izy ireo eo amin’ny Tendrombohitra Ziona i Jehovah,

      Manomboka izao ka ho mandrakizay.

  • Zakaria 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hoy i Jehovah: “Mihobia, ry Ziona zanakavavy ô,+ fa ho avy aho+ dia honina eo aminao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara