Levitikosy 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Haparitako any amin’ireo firenena ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ho rava ny tanànanareo. Ohabolana 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izay efa nanarina imbetsaka nefa mbola mafy loha* ihany,+Dia ho torotoro tampoka ka tsy ho sitrana intsony.+
33 Haparitako any amin’ireo firenena ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ho rava ny tanànanareo.
29 Izay efa nanarina imbetsaka nefa mbola mafy loha* ihany,+Dia ho torotoro tampoka ka tsy ho sitrana intsony.+