- 
	                        
            
            Eksodosy 9:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
25 Nilatsahan’ny havandra daholo ny zava-drehetra tany an-tsaha nanerana an’i Ejipta, na ny olona na ny biby. Nosimban’ilay izy koa ny zavamaniry rehetra, ary potika ny hazo rehetra tany an-tsaha.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Eksodosy 9:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
31 Dia potika ny rongony sy ny vary orza, satria efa teraka ny vary orza tamin’izay ary efa namony ny rongony.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Ohabolana 7:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
16 Efa nasiako lambam-pandriana tsara tarehy ny fandrianako,
Lamba rongony marevaka avy any Ejipta.+
 
 -