Isaia 44:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ataoko tsy tanteraka ny famantarana lazain’ny mpirediredy.*Izaho Ilay mahatonga ny mpisikidy hanao hoatran’ny adala.+Izaho koa Ilay mahatonga ny olon-kendry ho sahiran-tsaina,Ka manova ny zavatra hainy ho hadalana.+
25 Ataoko tsy tanteraka ny famantarana lazain’ny mpirediredy.*Izaho Ilay mahatonga ny mpisikidy hanao hoatran’ny adala.+Izaho koa Ilay mahatonga ny olon-kendry ho sahiran-tsaina,Ka manova ny zavatra hainy ho hadalana.+