2 Samoela 15:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Miray tsikombakomba+ amin’i Absaloma+ koa i Ahitofela.” Dia hoy i Davida: “Jehovah ô, mba ovao ho hadalana+ re ny torohevitr’i Ahitofela e!”+ Isaia 29:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Noho izany, dia hanao zava-mahagaga amin’ity vahoaka ity indray aho,+Dia zava-mahagaga be dia be.Dia ho foana ny fahendren’ny olon-kendriny,Ary tsy hahazo hevitra intsony ny olona malina eo aminy.”+
31 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Miray tsikombakomba+ amin’i Absaloma+ koa i Ahitofela.” Dia hoy i Davida: “Jehovah ô, mba ovao ho hadalana+ re ny torohevitr’i Ahitofela e!”+
14 Noho izany, dia hanao zava-mahagaga amin’ity vahoaka ity indray aho,+Dia zava-mahagaga be dia be.Dia ho foana ny fahendren’ny olon-kendriny,Ary tsy hahazo hevitra intsony ny olona malina eo aminy.”+