-
Jeremia 8:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Menatra ny hendry.+
Mihorohoro izy ireo, ary ho voafandrika.
Tsy noraharahiany ny tenin’i Jehovah,
Ka inona intsony no fahendrena ananany?
-