Isaia 29:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Noho izany, dia hanao zava-mahagaga amin’ity vahoaka ity indray aho,+Dia zava-mahagaga be dia be.Dia ho foana ny fahendren’ny olon-kendriny,Ary tsy hahazo hevitra intsony ny olona malina eo aminy.”+
14 Noho izany, dia hanao zava-mahagaga amin’ity vahoaka ity indray aho,+Dia zava-mahagaga be dia be.Dia ho foana ny fahendren’ny olon-kendriny,Ary tsy hahazo hevitra intsony ny olona malina eo aminy.”+