-
Isaia 13:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Tsy hisy mponina intsony any,
Ary tsy hisy hipetraka hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+
Tsy hisy Arabo hanangana ny tranolainy any,
Ary tsy hisy mpiandry ondry hitondra ny andian’ondriny hiala sasatra any.
-