-
Jeremia 50:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa misy firenena avy any avaratra+ tonga hamely azy.
Ataon’izy io izay hahatonga ny olona hihorohoro rehefa mahita an’izay manjo ny taniny.
Tsy misy mipetraka intsony ao.
Nandositra daholo ny olona sy ny biby.
Lasa nitsoaka izy ireo.”
-
-
Jeremia 50:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Ho tsiravina izay mpandalo mahita an’i Babylona,
Ka hisioka noho ny loza rehetra nanjo azy.+
-
-
Jeremia 51:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Hihovotrovotra sy hipararetra ny tany,
Satria ho tanteraka ny fikasan’i Jehovah hamely an’i Babylona,
Mba hahatonga ny olona hihorohoro rehefa mahita an’i Babylona tsy misy mponina.+
-