8 Izany no mahatonga ahy hidradradradra sy hitaraindraina be,+
Ary handeha tsy manao kapa sy mitanjaka.+
Hitaraindraina hoatran’ny alikadia aho,
Ary hitoreoreo hoatran’ny aotirisy.
9 Fa tsy mety sitrana ny feriny,+
Sady mitatra hatrany Joda,+
Ary hatrany amin’ny vavahadin’ny fireneko mihitsy aza, dia i Jerosalema.+