Jeremia 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Kay, mijaly aho!* Mijaly aho! Marary be ny foko.* Midobodoboka ny foko ato anatiko. Tsy afaka ny hangina ahoSatria maheno feon’anjombona,Dia feo fanairana rehefa misy ady.*+
19 Kay, mijaly aho!* Mijaly aho! Marary be ny foko.* Midobodoboka ny foko ato anatiko. Tsy afaka ny hangina ahoSatria maheno feon’anjombona,Dia feo fanairana rehefa misy ady.*+