-
2 Mpanjaka 18:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Nankao amin’i Hezekia kosa i Eliakima zanak’i Hilkia, izay niandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka,* sy Sebna mpitan-tsoratra, ary Joa zanak’i Asafa, mpanoratra ny raharaham-panjakana. Samy efa nandrovitra ny akanjony izy ireo tamin’izay. Dia notantarainy tamin’i Hezekia ny tenin’ilay Rabsake.
-