Apokalypsy 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Ary soraty ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Filadelfia hoe: Izao no lazain’ilay masina,+ ilay marina,+ ilay manana ny lakilen’i Davida,+ ilay manokatra varavarana izay tsy misy afaka manidy ary manidy varavarana izay tsy misy afaka manokatra:
7 “Ary soraty ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Filadelfia hoe: Izao no lazain’ilay masina,+ ilay marina,+ ilay manana ny lakilen’i Davida,+ ilay manokatra varavarana izay tsy misy afaka manidy ary manidy varavarana izay tsy misy afaka manokatra: