Isaia 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny fanambarana momba an’i Tyro:+ Midradradradrà, ry sambon’i Tarsisy,+ Fa noravana ilay seranana ka tsy azo idirana intsony. Tany Kitima+ ireny no nilazana an’izany.
23 Ny fanambarana momba an’i Tyro:+ Midradradradrà, ry sambon’i Tarsisy,+ Fa noravana ilay seranana ka tsy azo idirana intsony. Tany Kitima+ ireny no nilazana an’izany.