FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mba avelao aho hampahafantatra anareo hoe

      Inona no hataoko amin’ny tanimboaloboko:

      Hesoriko ny fefiny,

      Dia hodorana ilay tanimboaloboka.+

      Harodako ny tamboho vatony,

      Ary hohitsakitsahina ilay izy.

  • Jeremia 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Manangàna famantarana* manondro ny lalana mankany Ziona.

      Mitadiava fialofana, fa aza mijanona,”

      Satria hahatonga loza avy any avaratra aho,+ dia fandravana be.

  • Ezekiela 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Any amin’izay rehetra ipetrahanareo, dia horavana ny tanàna,+ ary harodana tanteraka ny toerana avo.+ Harodana ny alitaranareo ka ho potipotika. Tsy hisy hiangana koa ireo sampinareo maharikoriko, hopotipotehina ny fandoroanareo emboka manitra, ary ho levona ny zavatra namboarinareo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara