-
Jeremia 6:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika:
“Hotsimponina tsara toy ny voaloboka navelan’ny mpioty izay sisa amin’ny Israely.
Avereno eo amin’ny voaloboka indray ny tananao, toy ny ataon’ny mpioty.”
-
-
Ezekiela 6:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “‘“Havelako hisy hiangana ihany anefa ianareo. Ny sasany aminareo mantsy tsy ho fatin’ny sabatra any amin’ireo firenena, rehefa miparitaka any amin’ny tany hafa ianareo.+
-