FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 30:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Koa aza matahotra ianao, ry Jakoba mpanompoko”, hoy i Jehovah,

      “Ary aza mihorohoro, ry Israely ô!+

      Fa hovonjeko avy any an-tany lavitra ianao,

      Ary ny taranakao hovonjeko avy any amin’ny tany nahababo azy.+

      Dia hiverina i Jakoba, ka hilamina sy tsy hisy hanakorontana.

      Tsy hisy hampatahotra azy ireo.”+

  • Jeremia 44:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Vitsy kely sisa no tsy ho ripaky ny sabatra sy ho tafaverina any Joda.+ Dia ho fantatry ny sisa rehetra amin’ny Joda, izay tonga nipetraka atỳ Ejipta, hoe ny tenin’iza no marina: Ny teniko sa ny tenin-dry zareo!”’”

  • Ezekiela 14:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Handositra sy havoaka avy ao anefa izay sisa tavela ao,+ anisan’izany ny zanakalahy sy ny zanakavavy. Ho any aminareo izy ireny, ka rehefa mahita an’izay nataony ianareo, dia hahazo fampiononana noho ny loza nalefako tany Jerosalema, izany hoe izay rehetra nataoko taminy.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara