FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Na eo aza anefa izany rehetra izany, ary na mbola any amin’ny tanin’ny fahavalony aza izy ireo, dia tsy handa+ na hanary azy ireo tanteraka aho ka hoe handripaka azy. Mivadika amin’ny fifanekena nataoko+ taminy mantsy aho raha manao an’izany. Fa izaho no Jehovah Andriamaniny.

  • Isaia 27:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary hisy anjombona lehibe hotsofina,+ amin’izany andro izany. Dia ho tonga izay efa ho faty any Asyria+ sy izay miparitaka any Ejipta,+ ka hiankohoka eo anatrehan’i Jehovah eo amin’ny tendrombohitra masina any Jerosalema.+

  • Jeremia 44:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia tsy hisy ho afa-mandositra na hisy hiangana ny sisa amin’ny Joda, izay nandeha nipetraka atỳ Ejipta. Te hiverina mafy hipetraka any Joda izy ireo, nefa tsy ho tafaverina any, afa-tsy olona vitsy.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara