-
Jeremia 9:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Raha mba manana toeram-pilasian’ny mpanao dia lavitra mantsy aho any an-tany efitra,
Dia handao ny fireneko aho ka handeha lavitra azy.
Mpanitsakitsa-bady+ mantsy izy rehetra
Sady mpivadika daholo.
3 Vonona ny handainga ny lelan’izy ireo, hoatran’ny tsipìka efa voaomana hitifirana.
Lainga no manjaka ao amin’ilay tany. Tsy misy olona tsy mivadika ao.+
“Miharatsy foana izy ireo,
Ary tsy raharahiany aho”,+ hoy i Jehovah.
-