Isaia 59:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa mihosin-dra ny felatananareo,+Ary feno fahadisoana ny rantsantananareo. Mandainga ny molotrareo,+ ary mingonongonona zavatra tsy marina ny vavanareo.
3 Fa mihosin-dra ny felatananareo,+Ary feno fahadisoana ny rantsantananareo. Mandainga ny molotrareo,+ ary mingonongonona zavatra tsy marina ny vavanareo.