FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 6:29, 30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 May ny tafoforana.*

      Misy firaka avy ao anaty afo.

      Very maina fotsiny ny nandrendrehana ny metaly na dia atao mahamay be foana aza ny afo,+

      Satria tsy niavaka akory ny loto.+

      30 Hantsoin’ny olona hoe volafotsy fanary izy ireo,

      Satria efa narian’i Jehovah.”+

  • Jeremia 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:

      “Hataoko mitsonika izy ireo ka hosedraiko,+

      Satria inona moa no mbola azoko atao amin’ny zanakavavin’ny fireneko?

  • Malakia 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hipetraka hoatran’ny mpandrendrika sy mpanadio volafotsy+ izy, dia hodioviny ny taranak’i Levy. Hodioviny hoatran’ny manadio volamena sy volafotsy izy ireo. Ho lasa olo-marina manolotra fanatitra atao fanomezana izy ireo, amin’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara