FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 46:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ekeo hoe resy ianareo, ary fantaro fa izaho no Andriamanitra.

      Hisandratra eo amin’ireo firenena aho,+

      Ary hisandratra eran-tany.”+

  • Salamo 66:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Milazà amin’Andriamanitra hoe: “Mahatalanjona sy mampahatahotra tokoa ny asanao!+

      Tena mahery ianao,

      Ka hatahotra ny fahavalonao rehefa eo anatrehanao.+

  • Ezekiela 38:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Izao no hataoko eo imason’ny firenena maro: Tena homeko voninahitra sy hohamasiniko ny tenako, ary hataoko izay hahafantaran’izy ireo ahy. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara