FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hatahotra sy hihorohoro izy ireo.+

      Tsy hihetsika toy ny vato izy ireo noho ny herin’ny sandrinao,

      Mandra-pandalon’ny vahoakanao, Jehovah ô,

      Mandra-pandalon’ny+ vahoaka noforoninao.+

  • Salamo 76:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hataony tsinontsinona ny fireharehan’ny* mpitarika;

      Ataony matahotra azy ny mpanjakan’ny tany.

  • Isaia 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hiditra any anaty lava-bato

      Sy ao anaty lavaka any ambanin’ny tany ny olona.+

      Fa mampahatahotra ny fahatezeran’i Jehovah,

      Ary mamirapiratra ny fahalehibeazany,+

      Rehefa mitsangana mba hampangovitra sy hampitahotra ny tany izy.

  • Jeremia 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 I Jehovah kosa no tena Andriamanitra.

      Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandrakizay.+

      Hihovotrovotra ny tany noho ny fahatezerany,+

      Ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara