6 ‘Hataoko matanjaka sy salama indray izy.+ Hanasitrana azy ireo aho, ary homeko fiadanam-be izy ireo sady haharihariko aminy ny fahamarinana.+ 7 Hampodiko ny Joda sy Israely nentina babo.+ Ary hampahery azy ireo toy ny nataoko tamin’ny voalohany aho.+