FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:34, 35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Isaky ny nandringana ny sasany taminy anefa izy, dia nitady azy izy ireo;+

      Niverina izy ireo ary nitady an’Andriamanitra;

      35 Tsaroany fa Andriamanitra no Vatolampiny,+

      Ary ilay Andriamanitra Avo Indrindra no Mpanavotra azy.*+

  • Hosea 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Handeha aho ka hiverina any amin’ny toerana nisy ahy, ary tsy hiala any raha tsy efa avy nizaka ny vokatry ny nataony izy ireo.

      Dia hitady sitraka amiko* izy ireo.+

      Ary hitady fanampiana amiko izy rehefa azom-pahoriana mafy.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara