Salamo 81:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izaho Jehovah no Andriamanitrao,Ilay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta.+ Sokafy mitanatana ny vavanao fa hofenoiko.+ 11 Tsy nihaino ny teniko anefa ny vahoakako;Tsy nankatò ahy ny Israely.+
10 Izaho Jehovah no Andriamanitrao,Ilay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta.+ Sokafy mitanatana ny vavanao fa hofenoiko.+ 11 Tsy nihaino ny teniko anefa ny vahoakako;Tsy nankatò ahy ny Israely.+